Manolotena (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo + duo :   Indro aho Tompo o! Fa manolo-tena
   apni         Ho irakao noho ilay famonjena
           Vonon-kanompo hanaraka Anao Jeso
           Koa inty aho, iraho aho tononkira.serasera.org Jeso

Solo :   Na tsy mendrika ity mpanomponao
Dia mba miangavy re ho eo Aminao
Ireo hadisoako sy fahotako marobe
Ifonako tokoa ka raiso aho re!

Refrain :
Ireo sitrakao
No tiako hatao Ray o!
Ary ny tendrinao, ekeko Jeso!
Koa raiso Jeso ity zanakao
Manolo-tena gxgxmz hanaraka Anao

Tonony sy feony ydbul : VONJY Michel

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Visites : 123
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andria1730
Date : 11/09/2026 15:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9242