Hafalian'ny lanitra (Solofon'i Asafa Soatsihadino)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hisy hafaliana lehibe tokoa any an-danitra any
Raha misy anankiray miova fo ny olona eto an-tany
'Reo Anjely dia hiventy sy hihoby ny tsanta fiderana
Raha misy anankiray mibebaka mangata-pamelàna

Koa anio isika aza mangatak'andro na hiandry ybvt hoe ampitso
'Ndeha hanantona ny jwdiqrno xouswljg Tompo dieny izao hifona f'efa diso
Eo ampototry ny hazo fijaliana ary Gologota
Any isika no hangatam-pamelàna handevina ny ota

2. 'Reo voavonjy marobe an-danitra any hihoby tsy hiato
Ka ny tononkira.serasera.org hiram-pifaliana sesilany no re hanakoako
Fa Jesosy ilay Mpanjakanao mihitsy no tonga ka hitsena
Sy hanolotra ny tanany aminao handray ilay famonjena


Tonony sy feony : RAZAKASON Louis

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Solofon'i Asafa Soatsihadino
Vangy : 7
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andria1730
Daty : 22/09/2026 16:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383