Zioga (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Zioga fijaliana no niainanao
Zioga fahoriana no nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tsy zaka zakaina
Mangirifiry fa niaretanao.
Latsa, kapoka, ompa, tebaka
Miampy harerahana
Nataonao ho anay ho fitiavana.
    
2. Zioga fijaliana no niainanao
Zioga fahoriana no nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tsy zaka zakaina
Mangirifiry fa niaretanao.
Ratra lalina, satro-tsilo koa
Miparitaka bdqns ny rà
Aritrao ho anay ho fitiavana.

3. Zioga fijaliana no niainanao
Zioga fahoriana no nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tsy zaka dseegcov zakaina
Mangirifiry fa niaretanao.
Vesatra hazo indray, ennpuy lavo in-telo Ianao
Hazofijaliana !
Ny Ainao nafoinao ho tononkira.serasera.org fitiavana.

--------
Lien:
Commentaires
Black7 ( 09/06/2025 09:48)
Hira entina maneho ny fijaliana niaretan'i Kristy.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332