Zioga (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Zioga fkzmj fijaliana no niainanao
Zioga fahoriana pktclzsi no nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tsy zaka zakaina
Mangirifiry fa niaretanao.
Latsa, kapoka, ompa, tebaka
Miampy harerahana
Nataonao ho anay ho fitiavana.
ofzvto
2. Zioga fijaliana no niainanao
Zioga fahoriana no nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tsy zaka zakaina
Mangirifiry fa niaretanao.
Ratra lalina, tononkira.serasera.org satro-tsilo koa
Miparitaka ny rà
Aritrao ho anay ho fitiavana.
3. Zioga fijaliana no niainanao
Zioga fahoriana no nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tsy zaka zakaina
Mangirifiry fa niaretanao.
Vesatra hazo indray, lavo in-telo Ianao
Hazofijaliana !
Ny Ainao nafoinao ho fitiavana.
Zioga fahoriana pktclzsi no nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tsy zaka zakaina
Mangirifiry fa niaretanao.
Latsa, kapoka, ompa, tebaka
Miampy harerahana
Nataonao ho anay ho fitiavana.
ofzvto
2. Zioga fijaliana no niainanao
Zioga fahoriana no nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tsy zaka zakaina
Mangirifiry fa niaretanao.
Ratra lalina, tononkira.serasera.org satro-tsilo koa
Miparitaka ny rà
Aritrao ho anay ho fitiavana.
3. Zioga fijaliana no niainanao
Zioga fahoriana no nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tsy zaka zakaina
Mangirifiry fa niaretanao.
Vesatra hazo indray, lavo in-telo Ianao
Hazofijaliana !
Ny Ainao nafoinao ho fitiavana.
--------
Rohy:
Hevitra
Black7
(
09/06/2025 09:48)
Hira entina maneho ny fijaliana niaretan'i Kristy.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Vangy : 459
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Black7
Daty : 09/06/2025 09:48
