Ny vatanao Jesoa (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vatanao Jesoa (Ry Jesoa)
no indro natolotrao
Ho sakafom-panahy hamelombelona
Mari-pitiavanao ny nanoloronao ho anay
Ny tenanao Jesoa, ho haninay.
Ka raisinay (fa sitrakay)
Ao am-ponay (fa mendrika)
lafmgcu Fa soa indrindra (lehibe tokoa)
'Ty natolotrao ho anay
jaxkl Fa sady aina (mamelona)
No fifaliana (anatinay)
Ny mandray ity vatanao.
Nanasa anay Ianao (Ry Jesoa)
Hiray latabatra
Hiara-paly, diejqvzn hikorana Aminao Tomponay
Sambatra sady tretrika izahay fa finidinao
Ka tononkira.serasera.org loa-bava hoe : "deraina Ianao".
no indro natolotrao
Ho sakafom-panahy hamelombelona
Mari-pitiavanao ny nanoloronao ho anay
Ny tenanao Jesoa, ho haninay.
Ka raisinay (fa sitrakay)
Ao am-ponay (fa mendrika)
lafmgcu Fa soa indrindra (lehibe tokoa)
'Ty natolotrao ho anay
jaxkl Fa sady aina (mamelona)
No fifaliana (anatinay)
Ny mandray ity vatanao.
Nanasa anay Ianao (Ry Jesoa)
Hiray latabatra
Hiara-paly, diejqvzn hikorana Aminao Tomponay
Sambatra sady tretrika izahay fa finidinao
Ka tononkira.serasera.org loa-bava hoe : "deraina Ianao".
--------
Link:
Comments
Black7
(
17/12/2025 07:25)
Hira natao hanomezam-boninahitra ny Vatana Masin'i Kristy.
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Hits : 188
Likes : 0 Like
Created by : Black7
Date : 17/12/2025 07:24
