Kintana iray (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kintana iray nitarika hazavana
Naneho fa teraka Ilay Tompo tsitoha
Tao Betlehema no toerana iray
Tanàna kely tsy mendrika akory.
    scqc  
     Fa fitiavana be tokoa
     No nomenao anay Jesoa
     Tonga Ianao mba hanavotra anay
     Sahy nanetry tena ho an'ny Olombelona.

Moa ve tononkira.serasera.org ianao mba vonona sy niomana
Handray ny Tompo izay tonga ho anao ?
Tsy ilana dpmlfu endrika kanto izany
Fa fo madio sy fanahy mendrika.
    qeyxqc  
Fa fitiavana be tokoa ....

--------
Link:
Comments
Black7 ( 17/12/2025 07:29)
Hira fankalazana ny Noely, nahaterahan'ny Mpamonjy.
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303