Kintana iray (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kintana iray nitarika hazavana
Naneho fa teraka Ilay Tompo tsitoha
Tao Betlehema no toerana iray
Tanàna kely tsy mendrika akory.
    
     Fa fitiavana be tokoa
   bixrj   No nomenao anay Jesoa
   mhpyzqfj   Tonga Ianao mba hanavotra anay
     kbzmp Sahy nanetry tena ho an'ny Olombelona.

Moa ve ianao mba vonona sy niomana
Handray ny Tompo izay tonga ho anao ?
Tsy ilana endrika tononkira.serasera.org kanto izany
Fa fo madio sy fanahy mendrika.
    
Fa fitiavana be tokoa ....

--------
Lien:
Commentaires
Black7 ( 17/12/2025 07:29)
Hira fankalazana ny Noely, nahaterahan'ny Mpamonjy.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312