Tsiahy (Solo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa fenomanana indray ny andro etý
Tsio-drivotra mitsoka mora
Avy any alavitra
Ka lasalasa tokoa ny eritreritra fa
Mahatsiaro ireo taloha

Feom-boronkely renme sisa re, manako ao
Mikarantsana, milaza fa
Ity takariva ity
D’efa natokako ho Anao
Tampotampoka teo, toa tsy nampoiziko

Ka ireny kintana manjelatra ahatsiarovako
Ilay teo anilanao
Dia arangaranga tsisy henatra handrara ny fitia
Vita sy natao

’Zay feon-kirako izay, rahavako
Feon-gitara sy lokanga tononkira.serasera.org soa,
Ary feom-baliha koa
Mba ahatsiarovanao ahy, ka hijanona am-po
F’izay no hirantsika roa

Ka ireny kintana manjelatra ahatsiarovako
Ilay teo anilanao
Dia arangaranga tsisy henatra handrara exdruf ny fitia
Vita sy umvln natao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Solo
Visites : 13143
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 15/09/2006 19:50
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1488