Maniry aho Jesoa (SLK Miantsa ATV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Maniry aho Jesoa ho Anao
Hitoeranao tononkira.serasera.org ny fanahy sy ny iqul fo
Tapahinao koa ny fiainako
Ekeo Jesoa ,raiso aho ho anao
2- Tsy algvo mendrika aho nefa mino fa ao
Fitiavanao no nandraisanao ahy
Diovy mba ho Anao ny fanahy
Ekeo Jesoa ,raiso aho ho Anao
3- Maniry aho Jesoa ho Anao
Miasa eo an-tanimbolinao
Ny aiko no ho fetrako ao
Ekeo Jesoa,raiso aho djfp ho Anao
Slk Miantsa ATV
Hitoeranao tononkira.serasera.org ny fanahy sy ny iqul fo
Tapahinao koa ny fiainako
Ekeo Jesoa ,raiso aho ho anao
2- Tsy algvo mendrika aho nefa mino fa ao
Fitiavanao no nandraisanao ahy
Diovy mba ho Anao ny fanahy
Ekeo Jesoa ,raiso aho ho Anao
3- Maniry aho Jesoa ho Anao
Miasa eo an-tanimbolinao
Ny aiko no ho fetrako ao
Ekeo Jesoa,raiso aho djfp ho Anao
Slk Miantsa ATV
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK Miantsa ATVHits : 954
Likes : 1 Like
Created by : LalainaRakoto
Date : 14/01/2024 18:44
