Akory lahaly (SLK Miantsa ATV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Akory ianareo lahaly
   Akory ianareo ry longo
  ovmvncau  Salama ny tena salama ianareo
   Salama re tompoko ooooo
  
   jkhqfreo Analy manatrika eza
   Salama re soasoa
   Isaorana anie Andriamanitra
   Anabo ao o !o!o

2- Tonga azy ny fotoana
    Anomezana fiderana
    Asandrato ny hira atehafo ny tanana
    Hiara hisaotra e!e!e!

tononkira.serasera.org    Fa soa ny fitahiana
    Fa tsy lany ny hamamiana
rpgs    Ka misaotsa, misaotsa Anao
    Andriamanitra e!e!e


  Tonony sy feony: Randriamaromahefarison Gabriel
                           SLK MIANTSA ATV

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Miantsa ATV
Vangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LalainaRakoto
Daty : 12/09/2026 17:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.084