Akory lahaly (SLK Miantsa ATV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Akory ianareo lahaly
   Akory ianareo ry longo
   Salama ny tena salama ianareo
   Salama re tompoko ooooo
  
   xfcxv Analy manatrika eza
   Salama re soasoa
   Isaorana anie Andriamanitra
   Anabo ao o !o!o

2- ndhvvg Tonga azy ny fotoana
    Anomezana fiderana
    Asandrato ny hira atehafo ny tanana
    Hiara hisaotra e!e!e!

    Fa soa ny pzgzoagu fitahiana
tononkira.serasera.org    Fa tsy lany ny hamamiana
    Ka misaotsa, misaotsa Anao
    Andriamanitra e!e!e


  Tonony sy feony: Randriamaromahefarison Gabriel
                           SLK MIANTSA ATV

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SLK Miantsa ATV
Hits : 20
Likes : 0 Like
Created by : LalainaRakoto
Date : 12/09/2026 17:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294