Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lehilahy mahery (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LEHILAHY MAHERY
Ty ny herinao akory ry lehilahy etoana
No andresenao izao fiainana mafy izao
Tsy feo mahery,aina, vola ihany zhke koa
Fa ny fanananao an’I Tompo Jesoa
Ref: raiso Izy ataovy rmdqi ao ltafezhl am-po
Ario ireo fahzaran-dratinao taloha
Raha izay no ataonao tsisy very
Dia ianao tokoa ilay mahery
Koamijoroa ianao ho lohany
Amin’ny fanompoana an’Andriamanitra
Koaasehoy ny hery aza mivazivazy
Ho lehilahy mahery tsy tononkira.serasera.org ho resim-bavy
Ref: raiso Jesoa ataovy ao aloha
Amin’ny làlana rehetra alehanao
Raha izay no ataonaotstiy very
Dia ianaot okoa ilay mahery
Ty ny herinao akory ry lehilahy etoana
No andresenao izao fiainana mafy izao
Tsy feo mahery,aina, vola ihany zhke koa
Fa ny fanananao an’I Tompo Jesoa
Ref: raiso Izy ataovy rmdqi ao ltafezhl am-po
Ario ireo fahzaran-dratinao taloha
Raha izay no ataonao tsisy very
Dia ianao tokoa ilay mahery
Koamijoroa ianao ho lohany
Amin’ny fanompoana an’Andriamanitra
Koaasehoy ny hery aza mivazivazy
Ho lehilahy mahery tsy tononkira.serasera.org ho resim-bavy
Ref: raiso Jesoa ataovy ao aloha
Amin’ny làlana rehetra alehanao
Raha izay no ataonaotstiy very
Dia ianaot okoa ilay mahery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 1222
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 18:08
