Tsaroanao ve (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsaroanao ve? Ilay Jesosy tia
Nijaly sy niaritra ny eso sy ny kapoka
Nanetry tena re, nisolo heloka
Mba hanavotana anao 'lay zandriny (malalany)
2- Tsaroanao wqahww abosi ve? 'Lay tao Getsemane
Ny xpwp Hazo Fijalianano nentin'ilay Tomponao
Nisolo voina re, na dia tsy meloka
Mba hanavotana anao 'lay zandriny malalany
Ref
Inona re no asetrinao izany?
Izany Fitiavany izany
Mba vonona hiova ve, ka mba hibebaka
Mbola tsy tara miverena ianao
tononkira.serasera.org Aza mangatak'andro lava izao
Midira re amin'ilay Fiainana vaovao
Koa alaviro dieny izao 'reo fahazaran- dratsinao
Atolory Azy izao ilay fonao, fa hosoloiny vao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 382
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 14/04/2025 14:00