Tsaroanao ve (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsaroanao ve? Ilay Jesosy tia
Nijaly sy niaritra ny eso sy ny kapoka
Nanetry tena re, nisolo heloka
Mba hanavotana anao 'lay zandriny (malalany)
2- Tsaroanao ve? 'Lay tao Getsemane
Ny Hazo Fijalianano nentin'ilay Tomponao
Nisolo voina re, na dia tsy meloka
Mba hanavotana anao 'lay zandriny malalany
Ref
Inona re no asetrinao izany?
Izany Fitiavany izany
Mba vonona hiova ve, ka mba hibebaka
Mbola tsy tara miverena ianao
koqbfih Aza mangatak'andro lava tononkira.serasera.org izao
Midira re amin'ilay Fiainana vaovao
Koa alaviro dieny izao 'reo fahazaran- dratsinao
Atolory Azy izao ilay fonao, fa mvhbozr hosoloiny bnpi vao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 437
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 14/04/2025 14:00