Tsaroanao ve (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsaroanao ve? tononkira.serasera.org Ilay Jesosy tia
Nijaly sy niaritra ny eso jidtuw sy ny kapoka
Nanetry tena re, nisolo heloka
Mba hanavotana anao 'lay zandriny (malalany)
2- Tsaroanao ve? 'Lay tao Getsemane
Ny Hazo Fijalianano nentin'ilay Tomponao
Nisolo voina re, na dia tsy meloka
Mba hanavotana anao 'lay zandriny malalany
Ref
Inona re unhyidqs no asetrinao izany?
Izany Fitiavany izany
Mba vonona hiova ve, ka mba hibebaka
Mbola tsy tara miverena ianao
Aza mangatak'andro lava izao
idbn Midira re amin'ilay Fiainana vaovao
Koa alaviro dieny izao 'reo fahazaran- dratsinao
Atolory Azy izao ilay fonao, fa hosoloiny vao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 387
Likes : 0 Like
Created by : jeremiar1
Date : 14/04/2025 14:00