RY TOMPO Ô (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô indreto izahay
Midera ny anaranao mahery
Fa lehibe ny voninahitrao
Jesosy ô inty 'lay zanakao

Ry Tompo ô ny fitiavanao mahery
No mampiova ny mangidy ho tantely
Miandry anao hitondra fiadanana
Sy hanome 'lay tena fiainana

FAMERENANA
Ô tahio ity olonao
Ka ny fo sy saina hazavao
Ny alahelo mikombona ao am-po
Diovinao hiadanany tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Vangy : 513
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 28/08/2021 20:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0276