R'ILAY NANDRESY NY FAHAFATESANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Atolotray ho Anao
Ny dera sy ny haja
Ho Anao ilay Mpandresy
Sy Tompo manandaza
Ho Anao ny fiderana
Anao ny fanjakana
R'ILAY NANDRESY NY FAHAFATESANA
1-Nomenao ho anay
Ny tononkira.serasera.org Ranao Masina
Hanavotra anay
Izay tsy marina
2- Nafoinao ho anay
Ny zava-tsoa be
Mba hanantonanay
Ny gkimjzqk Ray lehibe
Derainay ny anaranao ry Ray
3- Jesosy bffgqedp Tompo ô
Izao no teniko
Atolotro ho Anao
Ny aiko sy rqty ny fo
Izany no isaorako Anao
4- Ny foko raisinao
Honeno hatrety
Hataovy lapanao
Na eto na ary
Dia raiso ho fanananao aho
Ny dera sy ny haja
Ho Anao ilay Mpandresy
Sy Tompo manandaza
Ho Anao ny fiderana
Anao ny fanjakana
R'ILAY NANDRESY NY FAHAFATESANA
1-Nomenao ho anay
Ny tononkira.serasera.org Ranao Masina
Hanavotra anay
Izay tsy marina
2- Nafoinao ho anay
Ny zava-tsoa be
Mba hanantonanay
Ny gkimjzqk Ray lehibe
Derainay ny anaranao ry Ray
3- Jesosy bffgqedp Tompo ô
Izao no teniko
Atolotro ho Anao
Ny aiko sy rqty ny fo
Izany no isaorako Anao
4- Ny foko raisinao
Honeno hatrety
Hataovy lapanao
Na eto na ary
Dia raiso ho fanananao aho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 1621
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 07/02/2017 10:26
