R'ILAY NANDRESY NY FAHAFATESANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xlzdabfc Ref: Atolotray ho Anao
Ny dera sy ny haja
Ho Anao ilay Mpandresy
Sy Tompo manandaza
Ho Anao ny fiderana
Anao ny fanjakana
R'ILAY NANDRESY NY FAHAFATESANA
1-Nomenao ho anay
Ny Ranao Masina
Hanavotra anay
Izay tsy marina
2- Nafoinao ho anay
Ny zava-tsoa be
Mba hanantonanay
Ny Ray lehibe
Derainay ny anaranao ry Ray
3- Jesosy Tompo ô
Izao no teniko
Atolotro ho Anao
Ny aiko xvnyb sy ny tononkira.serasera.org fo
Izany no isaorako Anao
4- nrxzxuj Ny foko raisinao
Honeno hatrety
Hataovy lapanao
Na eto na ary
Dia raiso ho fanananao aho
Ny dera sy ny haja
Ho Anao ilay Mpandresy
Sy Tompo manandaza
Ho Anao ny fiderana
Anao ny fanjakana
R'ILAY NANDRESY NY FAHAFATESANA
1-Nomenao ho anay
Ny Ranao Masina
Hanavotra anay
Izay tsy marina
2- Nafoinao ho anay
Ny zava-tsoa be
Mba hanantonanay
Ny Ray lehibe
Derainay ny anaranao ry Ray
3- Jesosy Tompo ô
Izao no teniko
Atolotro ho Anao
Ny aiko xvnyb sy ny tononkira.serasera.org fo
Izany no isaorako Anao
4- nrxzxuj Ny foko raisinao
Honeno hatrety
Hataovy lapanao
Na eto na ary
Dia raiso ho fanananao aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 1623
Likes : 0 Like
Created by : jeremiar1
Date : 07/02/2017 10:26
