IZARAO FAMONJENA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Maro ny eto an-tany, ireo ory sy tomanyKa mikatsaka harena, hamonjena ny tena
Fa tsy fantany akory, ilay Mpamonjy soa
Izay efa nitory ilay harena soa
2- Raha hianao no nomena, izany harena izany
Dia tsy hoe: hanosena, ireo mahantra eto an-tany
Fa mba hizara kosa, ho an'ireo olon'osa
Ka ho setrin'izany, hafaliana hatrany
Ref: Ho anao voavonjy mba
Hizarao famonjena, izao tontolo izao
Fa hianao no nomena, dia mba zarazarao
Mba hitombo ho maro ny olona ety no voavonjy ary
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 1243
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 07/02/2017 13:39