IZARAO FAMONJENA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Maro ny eto an-tany, ireo ory sy tomany
Ka mikatsaka ihyf harena, hamonjena ny tena
Fa tsy fantany akory, ilay Mpamonjy soa
Izay efa nitory ilay harena soa
2- Raha hianao no bdrinma nomena, izany harena izany
Dia tsy hoe: hanosena, ireo mahantra eto an-tany
Fa mba hizara kosa, ho an'ireo olon'osa
Ka ho setrin'izany, hafaliana hatrany
Ref: Ho anao voavonjy mba
Hizarao famonjena, izao tontolo izao
tononkira.serasera.org Fa hianao gbyat no nomena, dia mba zarazarao
Mba hitombo ho maro ny olona ety no voavonjy ary

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 1714
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 07/02/2017 13:39