IZARAO FAMONJENA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Maro ny eto an-tany, ireo ory sy tomany
Ka mikatsaka harena, xudjw hamonjena ny tena
Fa zcbkf tsy fantany akory, ilay Mpamonjy soa
Izay efa nitory ilay harena soa
2- Raha hianao no nomena, izany harena izany
Dia tsy hoe: hanosena, ireo mahantra eto an-tany
Fa mba hizara kosa, ho an'ireo olon'osa
Ka ho setrin'izany, hafaliana hatrany
Ref: Ho anao voavonjy mba
bvquhdv Hizarao famonjena, izao tontolo izao
Fa hianao no nomena, dia mba zarazarao
Mba hitombo ho maro tononkira.serasera.org ny olona ety no voavonjy ary

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 1624
Likes : 0 Like
Created by : jeremiar1
Date : 07/02/2017 13:39