AZA MANIA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Moa ve efa niainanao?
Ny didy izay slgjqr nomen'ny Ray ho anao
Jesosy no nirahiny ho anao
Mba hanambara indray ilay didy vaovao
2- Namako ô! Aiza ny olanao?
Fa momba anao izao ilay Tomoonao
Maneke ka hizory ary izao
Ny lalan-tsara izay nomaniny ho anao
3-Andeha torio ary koa ambarao
Ny fahasoavana nomeny anao
Mijoro, minoa ka matokia
Fa Izy hanampy anao ho sambatra hianao
Ref: Izy raha tonga tety dia hanafaka ny otanao
yoisjkg Nijaly Izy satria tsy sxmantn nino hianao ka aza dia mania
Koa miverena hianao fa ny tononkira.serasera.org Tompo dia mitady anao
Ho ao ambalany ho fiandriny

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 1916
Likes : 0 Like
Created by : jeremiar1
Date : 07/02/2017 13:14