AZA MANIA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Moa ve efa niainanao?
Ny didy izay nomen'ny Ray ho anao
Jesosy no nirahiny ho anao
Mba hanambara indray ilay didy vaovao

2- Namako ô! Aiza ny olanao?
Fa momba anao izao ilay Tomoonao
Maneke ka europ hizory ary izao
Ny lalan-tsara tononkira.serasera.org izay nomaniny ho anao

3-Andeha ivkon torio ary koa ambarao
Ny fahasoavana nomeny anao
Mijoro, minoa ka matokia
Fa Izy hanampy anao sfsao ho sambatra hianao

Ref: Izy raha tonga tety dia hanafaka ny otanao
        Nijaly Izy satria tsy nino hianao ka aza dia mania
        Koa miverena hianao fa ny Tompo dia mitady anao
        Ho ao ambalany ho fiandriny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0747