Ampidiro aloha ny tenimiafina
ARY AMBARAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny fitiavan'ny Ray dia fitia manolotra ny Ainy
Ka na raijvdg mafy sy mangidy aza izany otlgbpc niaretany ihany satria
Tsy misy tiany ho very isika fa mba handova fiainan-danitra vaovao
Nomaniny hatrizay ela izay ho anao sy ho ahy
2- Tena mba faniriako raha izaho sy hianao ihany koa
Samy vonona hitory izany fitiavany izany amin'ireo
Ondry very izay tsy mahalala, fa mba hampiditra azy goiyki ireo ao am-bala
Ka mba hiara-paly amin'ilay Andriamanitra Ray
Ref: Ary ambarao ka elezo hatrany amparan'ny Tany
Izay voarainao ny amin'izany fitiavana izany
Fa ny tambiny homeny anao
Tsy eto an-tany fa any an-danitra ambony
tononkira.serasera.org Ka ambarao ahelezo hatrany amin'ny faran'ny tany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 2486
Likes : 0 Like
Created by : jeremiar1
Date : 08/02/2017 08:02