ARY AMBARAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny fitiavan'ny Ray dia fitia manolotra ny Ainy
Ka na mafy sy mangidy aza izany niaretany ihany satria
Tsy misy tiany ho very isika fa mba handova fiainan-danitra vaovao
Nomaniny hatrizay ela dsier izay ho anao sy ho ahy
2- Tena mba faniriako raha izaho sy hianao ihany koa
Samy vonona hitory izany fitiavany izany izoeodev amin'ireo
Ondry very izay tsy mahalala, fa mba hampiditra azy ireo ao zszxmqr am-bala
Ka mba hiara-paly amin'ilay Andriamanitra Ray
Ref: Ary ambarao ka elezo hatrany amparan'ny Tany
Izay voarainao tononkira.serasera.org ny amin'izany fitiavana izany
Fa ny tambiny homeny anao
Tsy eto an-tany fa any an-danitra ambony
Ka ambarao ahelezo hatrany amin'ny faran'ny tany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 2487
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 08/02/2017 08:02