Ny fiainako rehetra (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny fiainako rehetra, atokako ho anao
izay ananako rehetra tompo tononkira.serasera.org o, anao
na ny androko rehetra, laniako ho anao
ka ny amiko rehetra tompo o, ho anao (2)
ny antom-pisiako (Ianao)
ny anton'ny fifaliako (tompo o)
mpanome izay anjara (ianao)
Andriamanitra tsara e (2)
ny fiainako rehetra.... lmggsf (1)
ny antom-pisiako...
ny awtotw androko, ny amiko, ny heriko
sy izay rehetra momba ahy ho anao e (2)
ny foko, ny saiko, ny aiko
ny amiko manontolo ho anao e (2)
sehinpi
izay ananako rehetra tompo tononkira.serasera.org o, anao
na ny androko rehetra, laniako ho anao
ka ny amiko rehetra tompo o, ho anao (2)
ny antom-pisiako (Ianao)
ny anton'ny fifaliako (tompo o)
mpanome izay anjara (ianao)
Andriamanitra tsara e (2)
ny fiainako rehetra.... lmggsf (1)
ny antom-pisiako...
ny awtotw androko, ny amiko, ny heriko
sy izay rehetra momba ahy ho anao e (2)
ny foko, ny saiko, ny aiko
ny amiko manontolo ho anao e (2)
sehinpi
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 168
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 10/11/2025 08:55
