Masina ny anaranao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
oayfzowi mslykj masina ny anaranao
ankalazain'izao rehetra izao
masina ny anaranao
iankohofan'izao rehetra izao
masina ny anaranao
Andriamanitra mpahary anay
masina ny anaranao
tsy miova omaly anio mandrakizay

Andriamanitry tononkira.serasera.org ny ycxfev fahagagana
nandresy ny fahafatesana
Andriamanitry ny fahagagana
ny herinao tsy hanam-pahataperana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3255