Anio no anavaozako (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio no anavaozako indray
ilay voady izay efa nataoko Ray
nanekeko fa
hanaraka @izay hitondranao ahy
tena tsapako fa tsy mora
be ny mpanenjika apwrg sy mpanakora
fa ny tsapako ianao manohana ny lalako
ka na ho tononkira.serasera.org sarotra na ho mora koa
ny lalana aleha
inty aho Jesoa (2)
anio no anavaozako...
fa tsy ho menatra hanambara
hizara sy hitory ny filazantsara
fa efa nekenay
ny hanamba anaoo ry Ray
ka na ho sarotra na aoyx ho mora koa... zwebdjr
ilay voady izay efa nataoko Ray
nanekeko fa
hanaraka @izay hitondranao ahy
tena tsapako fa tsy mora
be ny mpanenjika apwrg sy mpanakora
fa ny tsapako ianao manohana ny lalako
ka na ho tononkira.serasera.org sarotra na ho mora koa
ny lalana aleha
inty aho Jesoa (2)
anio no anavaozako...
fa tsy ho menatra hanambara
hizara sy hitory ny filazantsara
fa efa nekenay
ny hanamba anaoo ry Ray
ka na ho sarotra na aoyx ho mora koa... zwebdjr
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 292
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 24/11/2025 07:50
