veloma (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satrinay tokoa raha mbola hitohy re ny fety
Satrinay tokoa kanefa angamba toa tsy mety
Ny fety izay natao anie tsy maintsy ho faranana
Ka veloma no atolotra eto ampamaranana
Hifaran’ eto ny anio nefa tononkira.serasera.org izao no ataovy antsaina
Tsy mandrakizay anefa io fa matezà ny aina
Amin’ny heritaona indray mbola yxdprhf hifankahita eto isika
Ka hiezaka hatrany hanatsara izay vita
sdsszowp ibykr A.Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 433
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:37