toa zava-poana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo anay tokoa ny fo sy sain’iray hanaovanay ny asa
Hitory hatrany ny fitiavan’i Jesoa no tena imasoanay
Hihazakazaka aho hanao tokoa izay rehetra azo atao
Ka hanambara fa Jesoa irery ihany no azo itokiana
Izy irery ihany no ‘lay tena làlana
Ts’isy mankany amin’ny jlnufhz Ray raha tsy amin’ny alalany
Maneke azy fa Izy tononkira.serasera.org no mpamonjy anao
Mba hahazoanay ‘lay fiaina-mandrakizay
Toa zava-poana re ‘zay rehetra atao ety
Raha tsy mitory ny fitiavan’i Kristy
Mifankatiava re ho fo sy saina iray
No entina manao reo asa ‘zay nampanaoviny
vflxzm kzluqxvx ANDRIAMIZAKA Hery Razanakto ( 21/01/2025)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 427
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 06/03/2025 07:08