tiako raha (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Tiako raha oybelj Ianao Jesoa no hanapaka ny fiainako
Ka izay rehetra omenao ahy ,na ratsy nan ny soa
Ekeko avokoa

2-Tiako raha Ianao Jesoa no hanjaka ato anatiko
Ka tsy izaho intsony no ho velona fa Ianao Jesoa zquzu
Ato anatiko

3-Tiako raha Ianao Jesoa no hitantana ny diako
Amin’izay rehetra ataoko ety, arovy aho Jesoa
Ho ambany elatrao

REF :
Satria ianao no efa nekeko amin’ny alehako rehetra
Mba handamina ny làlako ka dia mahatoky Anao aho Jesoa

                       A . Hery Razanakoto  (Oct 2001)                    bvda

tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 368
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0441