ray ô inty aho (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :
Inty aho hitory Anao aho
Omeo hery aho raha hanao ny asanao
Ray ô! tononkira.serasera.org Iraho aho hanao ny asanao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
1-Inty fhvqox aho re ry Ray ô ! Fa vonona tokoa
Hanao ny asanao tsy hatahotra tokoa
Ka ireo ratsy moa dia yjohwfp ho halavirinay
Fa Ianao hiaraka aminao
2-Ny fiainako ry Tompo natokako anao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
Amin’ireo talenta ‘zay nomenao ahy
Ka n’aiza aleha, hitory Anao ‘zahay
ptuyygxd Hoséa ANDRIANANDRASANARIVONY
Inty aho hitory Anao aho
Omeo hery aho raha hanao ny asanao
Ray ô! tononkira.serasera.org Iraho aho hanao ny asanao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
1-Inty fhvqox aho re ry Ray ô ! Fa vonona tokoa
Hanao ny asanao tsy hatahotra tokoa
Ka ireo ratsy moa dia yjohwfp ho halavirinay
Fa Ianao hiaraka aminao
2-Ny fiainako ry Tompo natokako anao
Ka vonona ny hanompo sy hankato Anao
Amin’ireo talenta ‘zay nomenao ahy
Ka n’aiza aleha, hitory Anao ‘zahay
ptuyygxd Hoséa ANDRIANANDRASANARIVONY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 412
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:12
