raha mino sy manaiky (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny fo no tena inoana ahazoana ilay fahamarinanaAmin’ny vava no anekena ahazoana ilay famonjena re
Satria raha manaiky an’i Jesoa Tompo amin’ny vavanao ianao
Sy mino amin’ny fonao dia voavela avokoa ‘reo ota sy heloka natao
Dia hahazo ilay fiaiba-mandrakizay
Efa maty anie Jesoa ka nitsangana ka velona
Nandresy ilay fasana , ho velona mandrakizay
Ho anao izay mino fa Jesoa ‘lay zanak’Andriamanitra
Dia ho isan’ireo zanaka handova ny lanitra
(Rom 10 : 9-11)
ANDRIAMIZAKA Hery Razanakto ( 01/08/2024)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 52
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 06/03/2025 07:07
