ny mahasoa aloha (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Toa mihazakazaka ery izato ianao
Manao ny fomba fanaon’izao tontolo izao
Mijanona kely aloha dia tononkira.serasera.org diniho ny zavatra natao
Moa ve mendrika tokoa ny anaran’ny Ray
2-Toa mihazakazaka ery izato ianao
Manao ireo fitafy tsy mendrika anao
Mijanona kely aloha dia diniho rjjd izato fitafinao
Moa ve mendrika tokoa ny anaran’ny Ray
REF:
Ny zavatra rehetra anie dia azo atao avokoa
Saingy tsy izy regetra anie dia hary hahasoa
Koa diniho ny zavatra atao
Kendreho re ‘zay rehetra hahasoa anao
Fa ny mahasoa no tokony atao vao ny mahafinaritra
csiww gklq A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 216
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:01