ny faniriana ato ampoko (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny hany faniriana ato ampoko,Hiaraka aminao Jesoa Tompo soa
Ianao mitantana ary koa manoro
Reo làlana marina izay hizorana
2-Ny hany faniriana ato ampoko,
Ny ho sakaizanao Jesoa Tompo soa
Hitory sy hanao izao ny asanao
Ho fanavotana ireo olom-bery
3-Ny hany faniriana ato ampoko,
Ny ho mpanomponao Jesoa Tompo soa
Handray sy hankato tokoa ny teninao
Izay nomenao ho herim-po ,tanja-tsaina
REF:
Ary ny fahamarinnao Jesoa Tompo ,
tiako ho tànana fa soa
Ho zary fiainana ao ampo
Ny fitiavana natolotrao Jesoa
No hany famonjena izao tontolo iza
RANDRIATAVY Maurice
(27 Aout 1998)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 133
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 06:59
