ny angatahinay (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ray ô ! Ny angatahinay fyhi aminao izao
Mba arovy sy tahionao anie ‘lay reny tianay
Ka omeo azy anio tokoa anie Jesoa
‘lay fitiavana madio avy Aminao
Hitaiza anay tokoa
Izy no ‘lay reny tononkira.serasera.org , ‘lay mpitaiza sy mpikolo
Mba hahaolombanona anay
Aza avelahahatoky ‘lay fahaizana hananany
Fa hiankina Aminao
2-Ray ô ! Ny angatahinay aminao anio
Mba tolory saina mahay mitaiza anay,’lay reny maminay
Ka hampianatra anay tokoa fa hay
Ny fiainan’ i Jesoa zay zokinay no modely avy Aminao
Izy no ‘lay reny , ‘lay mpitaiza sy mpikolo
Mba hahaolombanona anay
Aza avela ho kivy raha sendra ady mafy
Fa hahatoky Anao Jesoa
REF:Ianao irery Tompo ô ! No azo jdhkp hitokiana
Mba hitantana ny diany
Ombay fiahiana ireo ezaka ataony
Mba hiterambokatsoa ho anay
aqffoxiq A . Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 311
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 06:52