mijoroa ankehirtiny (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Misaotra Anao ry ray fa mbola notantananao
Ka hanatratr’indray izao taonjobily izao
Lalan-davitra tokoa taona maro nolalovana
Nisy tamiano ve no mana-mari-pahatsiarovana
Tamin’ny asa izay natao ho fandraisana anjara
Dia ‘lay fanompoana e ! Asa mba nipetraka ho tantara
2-Ankinina Aminao tokoa ireo izay mbolahatao
Ka apetrakao eo ambany fitantananao
Ireo zaba-bitanay ndrindra koa ireo mbola tavela
Miantso ana ny Tompo mba hanala ggbsmk vela
Mba hanoy hatrany hatrany ireo ezaka natao
Ka hampiasa saina mba hitady koa ‘reo asa vao
REF:
Koa mijoroa ankehitriny ,manangana famatarana
Dia mitsangana dia vitao ny fanitarana
Ny Tompo no wbkgszp mibaiko anao anio manorena tsangambato
Mba ho mariky ny taona dimampolo amby zato
epzd A . Hery Razanakoto tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 242
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 06:43