meteza ho fianarana (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Meteza ho fianarana ianao amin’izay rehetra ataonao
Amin’ny fiteny ,@ fihetsika,@ fitondra-tena koa
Ataovy izay rehetra ataonao e! fa misy fetra anie ny ety
Ka manaova hatrany ilay fahamarinana,fa izay no sitraky ny Ray

2-Meteza ho fianarana ianao amin’izay rehetra ataonao
Amin’ny fitiavana,fahadiovana,ka tena hadio tokoa ianao
Ataovy izay rehetra ataonao e! fa misy fetra anie ny ety
Ka manaova hatrany ilay fahamarinana,fa izay no sitraky ny Ray

REF:

Tandremo ny tenanao sy ‘reo ‘lay fampianaranao
Koa mahareta ny amin’izany dia hamonjy ny tenanao ianao
Tandremo ny tenanao sy ‘reo ‘lay fampianaranao
Koa mahareta ny amin’izany dia hamonjy izay mihaino anao
Misehoa ho modely ianao,mba hiseho tokoa ny voninahiny
Ka manaova hatrany ilay fahamarinana
Fa izany no sitraky ny Ray         ( I Tim 4:12)

                      A . Hery Razanakoto  
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 139
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 09:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0932