meteza hampahery (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha sendra fitsapana ady mafy tsy hay ialanaZary kivy eny resy zany fo fanahy
Tsy hita izay hombana na ‘zay koa hoe ihantana
Dia izao nomba hiriko homenao ahy
2-Raha toa moa tsy hay zakaina
Mahavaka izany saina
Ny fanonja sy sangodin’nyfiainana
Raha latsaka anaty ratram-po toa tsy ho tanty
Dia Ianao Ray no hitarainana
3-Ndraindray toa mba mila ho leo
Nohon’ny fiainana miseho
Toa tsy mety avokoa ‘zay rehetra mba atao
Mitohy ho ratsy hatrany ‘reo anjarako eto antany
Dia izao no tonom-bavako Aminao
Meteza hampahery ka aza avel’irery
Henoy e ! Ny talaho e !akarina Aminao
Omeo koa fo matoky ilay fitantananao
Mandrampialako ho any Aminao
A . Edson Josoa (Oct 2005)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 39
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 06/03/2025 07:04
