Ampidiro aloha ny tenimiafina
isaoranay (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF :Tonga indray anio ‘lay andro fahatsiarovana
Fahatsiarovana ‘lay fetinao ry Neny tianay tiako
Arabaina ianao fa tratry ‘zany fety cbqiyh izany
Arabaina ianao fa mbola velon’aina
1-Isaoranay tokoa ianao ry Raiko tia
Niaro sy nitantana ny dia
Ka na sarotra aza re ny diany
Dia nijoro hatrany tsy nania
Ka isaoranay ny Ray fa nanolotra anay
Reny tena tia anay tokoa
Ka nitaiza anay jzdltg sy nanasoa
2-Isaoranay tokoa ianao ry Neny ô !
Tamin’izay rehetra nomenao
Sarobidy amianay tokoa anie
‘lay fitiavana natolotrao
Tena tsy voavalinay ‘lay fitiia natolotrao
Fa Jesoa izay hitokianay no hamaly ‘lay fitiavanao
tononkira.serasera.org ahsaplqf A .Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 502
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 09:00