indro aho anio (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jesoa no hitarainako,ö mba henoy ny fivavahako
Mino aho Jesoa fa mihaino ahy tjmvhs Ianao
Fa mibebaka Aminao ty mpanomponao
Maro tokoa ireo ota izay natao ka lasa zay nampisaraka
Indro aho anio hanatona Anao
Mba handrindra fivavahana Aminao
Mino aho Jesoa ,tena mino aho fa Ianao dia tsy handà
‘lay be indrafo ‘lay be fitiavana
Ô mba meteza rinagy Ianao ,tena hanaiky tokoa
Mba tononkira.serasera.org handrindra fihavanana
Tsy misy zlpshfpk afa-tsy izay no anantenanay
‘lay famelan-keloka avy Aminao
Jesoa mino aho fa Ianaodia tsy handà
Ka hadrindra fihavanana aminay
A . Hery Razanakoto (11 Fev 2021)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 340
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:55