ho an'iza (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF : Ho an’iza e ! Ho an’iza.Ho an’iza n’iza hoy aho zany lanitra
1-Ho an’ireo ’zay mahalala an’Andriamanitra
Ka nonnd miezaka ekbggyc hanao ny sitrapon’ny Ray
Ho an’ny sahy mijoro amin’ny fahamarinana
Ka mizaka hanao ny tena marina

2-Ho an’ireo tononkira.serasera.org nahavit’ireo ady tsarany
Ka niezaka nanao ny sasan’i Jesoa
Ho an’ireo sahy nandany sady  nampandroso
Ka mikatsaka hatrany ny zavatra am-panahy

3-Ho an’ireo nitazona hatramin’ny farany
Ka nampiseho hatrany ny finoana an’i Jesoa
Ho an’ny Sahy naneho fa nandresy anie awxltk Jesoa
Ilay efa maty ka velona indray

4-Tsy ho azo azo foana hoy aho zany lanitra
Mila fiomanana diany eny ety antany
Mandeahana  ankehitriny mihazakazaha
Mba hanao ny ady tsara ‘lay asan’ny fanahy
Mba haneho hatrany ilay finoana an’i Jesoa

                           A . Hery Razanakoto( II Tim 4 : 7)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 430
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:48
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429