ho anao 'zay mbola variana (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He maty tokoa re Jesoa
Mba ho fanavotana antsika
Nandresy ny fasana anie ka
Nitsangana tamin'ny maty
Voavidiny tamin'ny ràny
Ny fahotana rehetra
Ka hahazo ilay yejum fiainana mandrakizay

Ho anao cmkxkl izay mbola variana
miomàna fa sao tratra aoriana
Ho avy anie ilay Jesoa Kristy
Hanangona antsika 'zay mino
Tsy fantatra anefa izany
Fa dia miomàna hatrany
Ho avy tokoa 'lay tononkira.serasera.org Jesoa handray anao
A . Hery Razanakoto 04/Mars wifxosl 1997

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 266
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 05/03/2025 08:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323