deraina ianao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Mamiko tokoa ny fitavana Jesoa
Na dia nania sy nivily ny mpanomponao
Zany anefa Tompo ô! Tsy nanohananao ny soa
‘lay anjara voatendry ho an’izao tontolo izao
2-Mamiko tononkira.serasera.org tokoa ny fitiavanao Jesoa
Na dia mpanota aza aho tsy nolavinao
Manantena Tompo ô! Ho tantananao tokoa
Amin’izay rehetra atao ho tena tsara avokoa
REF:
Raha misy ny dera ,raha misy ny haja
Iza no mendrika ho tolorana izany
Asandratray ny hoby ,haleloia feno haja
Ho Anao ry Tompo telo izay iray
uuejswt RANDRIAMBOLOLONIANA Evariste
ztbdceq bailt (Fev 2000)
Na dia nania sy nivily ny mpanomponao
Zany anefa Tompo ô! Tsy nanohananao ny soa
‘lay anjara voatendry ho an’izao tontolo izao
2-Mamiko tononkira.serasera.org tokoa ny fitiavanao Jesoa
Na dia mpanota aza aho tsy nolavinao
Manantena Tompo ô! Ho tantananao tokoa
Amin’izay rehetra atao ho tena tsara avokoa
REF:
Raha misy ny dera ,raha misy ny haja
Iza no mendrika ho tolorana izany
Asandratray ny hoby ,haleloia feno haja
Ho Anao ry Tompo telo izay iray
uuejswt RANDRIAMBOLOLONIANA Evariste
ztbdceq bailt (Fev 2000)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 284
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:21
