areheto (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Areheto mba hirehitra
Areheto ‘lay fitiavana avy ifmbkos aminao
Mba hitondra hazavana ho an’izao tontolo izao
Hazavana tsy hay takonana,hazavana tsy lany solika
Hazavana tena ahitana ‘lay tononkira.serasera.org fitiavan’ilay Jesoa tia
2-Areheto mba hirehitra
Areheto ‘lay fitiavana avy aminao
Mba hitondra hatsarana lisojer ho an’ny hafa akoatra anao
Hazavana mba hitondra soa,hanazavamba hampivoatra koa
Hazavana tena ilaina tokoa Hitoriana ilay Jesoa soa
REF:
Mitsangana ka mihazavà fa tonga ny fahazavanao
‘lay hazavana miposaka avy aminao
No hitondra lay fiainam-baovao
No hitondra hatsaràna ho anao
A. hlah Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 336
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:06