Ento eo Aminy (SALSA Ziona Fahazavana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ho anao 'lay tena kotsan-dranomaso mitalaho
Misy tànana mitsotra te hamihina Anao
Ento eo Aminy fa ianao dia Tiany
Ny aretinao ho Sitraniny
Sarotr'e! Izato fiainana sy fitadiavana
Toa mitondra fahalainana ny eson-kavana
Jesoa tsy manary anao, ento eo aminy tononkira.serasera.org izao
Izy vahaolana ho anao
2-Ho anao tsy marina, ny andronao dia maizina
Potraka ka sasamiarina tsy azo laizina
Ento eo amin'ny Jesoa, f'Izy tena tia tokoa
Ho sitraniny ireo ratram-po
Azom-pahoriana sy trotraky ny fiainana
kwegaa Ranomaso no mitraho ka very ny fisainana
Mampitraka anao indray, Jesoa Zanaky ny Ray
Izy mampahery anao indray
3- Ho anao 'lay mitsilopy ny masoandrom-piainanao
Raha mamboly tsy mba mioty miasa maina lava izao
Aza dia mamoy fo! Fantany 'zay mahasoa
Apetraho eo Aminy tokoa
Mahereza mivavaha ianao aza mitsahatra
Mifahara misikina izao aza matahotra
kioy Ry mpanompo mahasoa mitsangàna mandrosoa
Jesoa homba anao tokoa
A/C RAHADRA MAHEFA
SALSA FJKM Ziona Fahazavana vysnzfk Anosibe

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SALSA Ziona Fahazavana AnosibeVangy : 1628
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : niainarahadra
Daty : 01/02/2018 19:51