Tsy sahiko (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy sahiko ny hilaza izay kasaiko
Manjary ny miteny aza toa tsy haiko
Rehefa tafaraka mitokana eny isika
Misalasala tononkira.serasera.org aho, finaritra mijery anao sariaka.
Manahy aho sao lasa vazivazy
Izay teny ataoko ka manjary ho simba ho azy hqcyuxa
Dia fihiniko ny faniriana
Hiaretako, hiafiko mangina.
Hitanao anefa fa tsy miery
Ny masoko mijery
Mifanena tsy nahy amin’ny anao izay hitako
Mandinika ahy.
Fantatro, fantatro fa tia ahy hianao
Fantatrao, fantatrao fa tiako hianao.
.Tonony sy feony : Naly Rakotofiringa
.Mpihira : Salomon
diek oeqgbsj .Mpandrindra : Hary - Bessa - Hery - KirY
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Link: