Saraka (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa nipitrapitra, lasa rgczq saina
Mandinika lalina ny fiainany izy
Nefa toa varimbariana
Misy zavatra tsy inony
’Nefa manindrona ny fony ka tononkira.serasera.org marary
Marary ho’aho izy

Nilaozan’ilay tiany acbavujh izy ka tomany, tomany
Niady izy ireo mantsy androany, androany
’Nefa izy ireo hxtnbyos efa niaraka hatrin’ny ela, hatrin’ny ela
Ankehitriny indray ve dia havela

Sarotra ve ny manaja fitiavana
amin’ny maha fitiavana azy
Sa mora kokoa ny milalao ka manao vazivazy
Mampijaly ny hafa
Fitia diso toerana, handratra, hiserana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Vangy : 5875
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : piso
Daty : 24/06/2003 15:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.016