You are here: home > Tononkira > Rija Rasolondraibe

Hitokana (Rija Rasolondraibe)

Hitokana hitady Anao aho
Te ho eo amin'izay misy Anao aho
Hasandratro ny tanako ho any Aminao
Hikasika ny lambanao

Ho eo amin'ny fanatrehanao aho
Hanamasina ny Anaranao aho
Hanao vy very aina Aminao 'zay momba ahy
Nomarihinao fantononkira.serasera.orgahy

                    
                    Inty aho hitsaoka Anao, hitsaoka Anao
                    Miankohoka , manome voninahitra Anao
                    Inty aho hitsaoka Anao, hitsaoka Anao
                    Izao fiderana izao , mba hiandriananao

Mpihira : Rija Rasolondraibe
Mpamaky : 10717
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : mihantapri
Tamin'ny : 07/05/2014 11:29:54
ID : 6536

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo