Ampidiro aloha ny tenimiafina
Foiko ho anao (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foiko ho sjhr Anao ny fisiako
Omeko ny ahiahy
Foiko ny gmykzy foko sy fanahy
Ianao nifidy ahy no fidiko
Vatolampiko Ianao
Ho fiereko hatrizao
Novonjenao aho ka hanjakao
Fenoy ny hasirsira ny hasinao
Velomy ao ampoko ny tononkira.serasera.org hery vaikan'aina avy Aminao
Ho velon'aina aho noho ny fanahinao
Ho ao amin'ny andro faha-fito aho
Ny fitondrana omeko Anao
Izay mety ho ambom-po ravao
Ianao yfxglrjb sy ao Aminao
Vao isan'andro izao
Fitsaharako Ianao
Omeko ny ahiahy
Foiko ny gmykzy foko sy fanahy
Ianao nifidy ahy no fidiko
Vatolampiko Ianao
Ho fiereko hatrizao
Novonjenao aho ka hanjakao
Fenoy ny hasirsira ny hasinao
Velomy ao ampoko ny tononkira.serasera.org hery vaikan'aina avy Aminao
Ho velon'aina aho noho ny fanahinao
Ho ao amin'ny andro faha-fito aho
Ny fitondrana omeko Anao
Izay mety ho ambom-po ravao
Ianao yfxglrjb sy ao Aminao
Vao isan'andro izao
Fitsaharako Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 1704
Likes : 0 Like
Created by : Fenomenaly
Date : 16/07/2024 14:57
